Singan'olona tavela izany izaho
ravin-kazo tafasaraka aman-taho,
toy ny ravina entin-drano ka indrisy,
Izay toerana hitodiana toa tsy hisy.
ravin-kazo tafasaraka aman-taho,
toy ny ravina entin-drano ka indrisy,
Izay toerana hitodiana toa tsy hisy.


